- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran:”Bilaogera iray hafa voasambotra”

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jiona 2011)

Nitatitra [1] [fa] ny Hrna [1], sampam-baovaon'ny mpikatroky ny zon'olombelona fa nosamborina andro vitsy lasa izay i Ali Pour Soleiman, bilaogera sady mpampianatra ao Iran. Mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny mpampianatra izy ary nanoratra [2] tao amin'ny bilaogy Sokhane Molem (midika hoe tenin'ny mpampianatra).