- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Mitokona tsy hihinan-kanina ilay bilaogera any am-ponja

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)

Mitokona tsy hihinan-kanina [1] noho ireo fepetra iainany ao am-ponja i Hossein Ronaghi Maleki, bilaogera nogadraina. Migadra [2] 15 taona an-tranomaizina ao amin'ny fonjan'i Evin i Hossein.