- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Nanajanona ny fitokonany tsy hihinan-kanina ilay bilaogera any am-ponja

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2011)

Nitatitra  [1][fa] ireo tranonkala maromaro fa nanajanona ny fitokonany tsy hihinan-kanina taorian'ny herinandro teo ho eo i Hossein Ronaghi Maleki, bilaogera Iraniana nogadraina. Migadra [2] 15 taona an-tranomaizina ao amin'ny fonjan'i Evin i Hossein