Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Maraoka: Afaka i Fouad Mourtada

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Navotsotra i Fouad Mourtada,  26 taona, injenieran'ny teknolojia vaovao izay nosamborina tamin'ny 5 Febroary 2008 ary voaheloka telo taona an-tranomaizina sy handoa lamandy mitentina 1.350 dolara noho ny famoronany pejy Facebook sandoka ho an'ny zandrin'i Mpanjaka Mohammed VI, Printsy Moulay Rachid. Nahazo famotsoran-keloka feno avy amin'ny mpanjaka i Fouad araka ny loharanom-baovao akaiky ny fanentanana Ampio Fouad ary nandao ny fonjan'i Oukacha (Casablanca) ny 18 Martsa 2008 tamin'ny 8 ora hariva tany ho any ary nandeha nody tany an-tranony.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.