- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Voasivana ny tranonkala Fararu ao Iran

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2009)

Nanambara  [1][fa] ny tranonkalam-baovao Fararu ao Iran androany fa nosivanin'ny manampahefana Iraniana ny tranonkala. Tsy nahazo vaovao momba ny anton'ny sivana ireo mpitantana ny Fararu.