- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Janoary 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Janoary 2019.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 693 isika, nahasarika mpitsidika 245.693 ary jeripejy miisa 296.948. Nahatratra 262.027 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.403 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 291
Espaniola 73
Italiana 65
Rosiana 50
Frantsay 49

Tsidi-pejy

Espaniola 84.142
Japoney 34.888
Frantsay 33.403
Portiogey 24.320
Rosiana 18.686

Facebook

Arabo ar 126.650
Shinoa 42.659
Espaniola es 19.623
Frantsay fr 17.476
Amharika am 8.885

Twitter

Shinoa 177.345
Arabo ar 42.520
Bangla bn 7.966
Espaniola es 7.533
Frantsay fr 5.567

Misaotra anareo ry Lingua, manan-danja ny fandikanteny tsirairay! ?

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [15] sy Facebook [16]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [17]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [18] isika! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay [19] mikasika ny Lingua!