Koety: Mandria Am-piadanana ry Ahmad AlRubi'e
Dikandahatsoratra
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2008)
Mitomany ny fahalasanan'ilay avara-pianarana mpitarika sady mpanao politika, Dr Ahmad AlRubi'e, ireo bilaogera Koetiana. Maro ireo bilaogera namoaka fiaraha-miory tamin'ny fianakaviany tao ami'ny bilaogin-dry zareo ary ny sasany tamin'ireo nanoratra tamim-pirehetampo fatratra momba ny fifandraisan-dry zareo taminy.
Miresaka momba an'i AlRubi'e i Krakatoa q8 anatin'ity lahatsoratra ity:
لازلت اتذكر عندما كنا معاً وكانت معنا ثلة من الشباب المثقف..حين تسامرنا حول دفىء النار في ذلك المكان المعزول..ولا زلت اتذكر كلماتك..ونصائحك لنا..انصاتك..لطيشنا..وحرقة قلبنا على الكويت..كنت تستمع وتبعث الامل فينا..تجعلنا نرى التفائل يحيط بناMbola tsaroako foana ny fiarahanay, niaraka tamina vondronà tanora manam-pahalalana, nipetraka nanodidina afon-dasy tany amin'io toerana lavitra io. Mbola tsaroako ireo teninao, sy ny torohevitrao ho anay. Nihaino ny teninay izay feno tsy fivakisan-doha sy halahelo ho an'i Koety ianao; nihaino ianao ary nanome fanantenana anay; ary nahatonga anay hahita ny fanantenana manodidina anay ianao.لازلت اتذكر مشاحناتي معك..وغضبي عليك واختلافي معك ولازلت اتذكر كيف كنت تحاول ان تهدئني..ولكن لا فائده..تركتك..وباعدت بيننا السنون..والظروف..وكنت ولا ازال واقرا ما تكتب..نعم اراقب ولكن بحسرة على تلك الايام الجميلة..ولكن تبقى في القلب يا دكتور..يا ابا قتيبة..يا احمد الربعي.Mbola tsaroaka ireo adiko taminao sy ny hatezerako taminao ary mbola tsaroako ny ezakao nampitony ahy kanefa tsy nahomby. Nandao anao aho, ary nampifanalavitra antsika ireo taona sy ireo toejavatra niainana. Mbola nanaraka anao avy lavitra aho ary namaky izay voasoratrao. Eny, nandinika saingy tamin-kalahelo ireny andro manga ireny aho.. kanefa ao am-poko mandrakariva ianao ry Dr Abu Qutaiba, Ahmad AlRubi'e
Manoratra momba ny fifandraisany tamin'ny Dr AlRubi'e ihany koa i Enter-q8. Hoy izy:
كل منا يحب الكويت وكل منا يحبها بطريقته ولكن بالاخر يجمعنا حبها
عندما تعشق فأنك تعشق اسم أو طبع أو كلمات
كلمات تقف عند هذه الكلمات و تقرئها حرف حرف كلمة كلمة جملة جملة
و تقف بالاخير عند من سطرها وهو كاتبها
خطأ نعم خطأ
هذا ما علمنا أياه هذا الشخص الكبيرTia an'i Koety avokoa isika rehetra. Samy tia azy amin'ny fombany manokana ny tsirairay, fa amin'ny farany dia mampiray antsika rehetra ny fitiavany. Rehefa tia zavatra iray ianao, mitia anarana, na dian-javatra, na teny – teny iatoanao ary vakianao isaky ny litera, isaky ny teny, isaky ny fehezanteny. Any am-parany, mijanona ianao ary manontany izay nirakitra am-penina ireo soratra ireo. Tsy mety, eny, tsy mety izany. Izany no nampianarin'ity lehilahy niavaka ity antsika.فقد تختلف مع كاتبها لطبع او سلوك او انتماء او حتى مذهب
هكذا قالها بو قتيبه
كما قال الكثير مما لا ينسى
عملت معه بعد أول انتخابات بعد تحرير الكويت
كلنا للكويت فلتكن الكويت لنا كلناMety tsy hiombon-kevitra amin'ilay mpanoratra ianao noho ny fahazarana, ny fitondrantena, ny firehana, na ny fotokevitra mihitsy aza. Izany no fomba nitenenan'i Abu Qutaiba ilay izy ary nilaza zavatra maro tsy hay adinoina izy. Niara-niasa taminy aho nandritra ny fifidianana voalohany taorian'ny fanafahana an'i Koety. Ho an'i Koety isika rehetra, aleo mba ho antsika rehetra koa i Koety.عندما كنا نتحرك بمشرف و نركب الهاف لوري مع العمال و نروح نوزع اللفتات الانتخابية
ليست شركة دعاية او اعلان
بل نحن شباب كويتييون
و بوقتيبة معانا
و داق التلثومه
و تمر سيارات عند الاشارة و بعلو صوتهم ناجح يا بوقتيبة ناجح
ما زلت اتذكر المراه العجوز البدوية بصوتها
ونحن نخرج من الديوانية بمشرف
والله يا (توكتور) دكتور لو ان نصوت محنا مخلينك
باختصار
رجل أحبته الكويت
أحبه شيعة و سنة بدو حضر
و ايضا حكومة و معارضة
أحبته الكويت
من القلب و داعا بو قتيبةRehefa nifindra tany Mishref izahay (ilay fari-piadidiana nirotsahan'i AlRubi ho fidiana), nitaingina kamiao niaraka tamin'ireo mpiasa izahay, nizara trakta momba ny fifidianana. Tsy masoivoho mpanao dokambarotra akory izahay fa tanora Koetiana fotsiny ihany, ary niaraka taminay i Abu Qutaiba. Nandalo teo alohanay ireo fiara rehefa misy jiro mandrindra ny fifamoivoizana ary nihiaka ireo mpitondra azy ireny hoe: “Mpandresy ianao ry Abu Qutaiba! Mpandresy!” Mbola tsaroako foana ilay vavy antitra Bédouine nikiakiakaI raha izahay niala ny dewaniya (efitrano fivoriana) iray tao Koety:
“Dr, raha afaka nifidy izahay, nifidy anao!” hoy izy.
Raha fintinina, lehilahy tian'ny rehetra tao Koety izy – na ireo Siita, na ireo Sionita, na ireo bedouins sy ireo mponina an-tanàn-dehibe ary koa ny governemanta sy ny mpanohitra.
Avy amin'ny fo, Mandra-pihaona ry Abu Qutaiba.
Mamoaka fahalalana vitsivitsy momba ny Dr Ahmad AlRubi'e i Ansam ao amin'ny Gather ye rosebuds while ye may. Manoratra izy:
Ny alina lasa teo, namoy ny iray tamin'ireo lehilahiny malaza i Koety! Mpanao politika, mpanabe, akademisiana, zoky mpiahy, mpanoratra mahatalanjona, ary namana lalain'ny maro. Lehilahy tian'olona maro! Lasana izy saingy tsy nandao antsika! Hotsaroan'ny maro amintsika foana izy!
• Teraka tamin'ny taona 1949.
• Nivoaka avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Koety tamin'ny taona 1976 – Sampana Filozofia.
• Nahazo ny maripahaizana Doctorat tamin'ny taona 1984 – tao Harvard.
• Mpikambana tao amin'ny Filankevitra tamin'ny 1985.
• • Mpikambana tao amin'ny Filankevitra tamin'ny 1992.
• Minisitry ny Fampianarana sy ny Fampianarana Ambony – 1992 – 1996.
• Mpikambana tao amin'ny Filankevitra tamin'ny 1999.
• Mpikambana mavitrika tao amin'ny Gazety – Al Seyasa – Al-Watan – Al-Qabas – Middle East
Tompon'ny sary: Shurouq
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...