- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Azo idirana indray ny tranonkala Fararu sy Twitter

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2009)

Nitatitra ireo tranonkalam-baovao Iraniana fa azo idirana indray ny Twitter sy ny tranonkalam-baovao Fararu  [1]Iraniana.