- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fampahafantarana

Sokajy: Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aprily 2009)

Tal no anarako ary faly aho manatevin-daharana ny ekipa mpanoratra ato amin'ny GVA

Mikasa hanoratra momba ny fahalalaham-pitenena antserasera ao Israely ary koa ny Fanivanana ny Aterineto ao amin'ny faritra A4 (Afovoany Atsinanana – Afrika Avaratra) sy ireo olana ankehitriny hafa aho.