- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fikatrohana antserasera sy ny hetsika antserasera ao Afovoany Atsinanana

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Hafanam-po, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2009)
Fikatrohana antserasera sy ny hetsika antserasera ao Afovoany Atsinanana [1]

Fampahafantarana mamaritra ny toetry ny fikatrohana antserasera ankehitriny ao Afovoany Atsinanana ary manasongadina ireo hetsika antserasera mahomby. Mamaly ireto fanontaniana manaraka ireto izany ankoatra ny maro hafa: