Tantara tamin'ny 16 Febroary 2019
Misy fitsabahana ara-politika ve ao amin'ny tambajotram-pahitalavitra ho an'ny daholobe ao Timor-Leste?
Nisy fikasana maromaro hitsabaka ara-politika nanindry tamiko sy tamin'ireo mpanao gazety mivantana mba hitarihan-jotra ny votoatim-baovao.
Tsiahy GV : Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny taona 2007 ho an'ny andron'ny mpifankatia

Ny fifaninanana tononkalo tamin'ny Andron'ny Mpifankatia notontosain'ny Global Voices tamin'izany fotoana izany.
Etazonia: Adihevitra momba ny fahalalaham-pitenenana antserasera

Tokony afaka manakana ny lahateny antserasera ataon'ny mpianatra ve ny sekoly iray satria hita ao amin'ny faritry ny fianarana ny votoaty? Nametraka ohatra amin'ny fiarovana ny lahateny antserasera ivelan'ny toby fianarana ataon'ny mpianatra ny tranga iray tao amin'ny Fitsarana Ambony faha-3 ao Etazonia.
Shina: Voaisotra sy voasakana ireo tranonkala tsy nahazo alalana

Vao haingana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Teknolojian'ny Fampahalalam-baovao (MIIT) no namoaka filazana mikasika ny hetsika manokana momba ny fahazoan-dàlan'ny tranonkala ary nangataka tamin'ireo mpamatsy tolotra aterineto (FAI) rehetra mba hanakatona ireo tranonkala tsy manana fahazoan-dalana hamatsy votoaty amin'ny aterineto (ICP) alohan'ny 24 febroary 2009 amin'ny 4 ora hariva.
Iran: Nogadraina sy norahonana ireo mpanoratra antserasera ary an-tapitrisany ireo tranonkala nakatona

Miatrika fotoan-tsarotra ireo mpanoratra antserasera Iraniana. Fintinintsika amin'ny teny telo ny zava-misy ankehitriny ao Iran: Fonja, Sivana sy Fandrahonana.
Torkia: Ny fanitsakitsahana ny fahalalaham-pitenenana amin'ny aterineto

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Torkia, ilay demaokrasia maoderina izay mirehareha amin'ny maha-fanjakana laika azy na dia eo aza ny tsindry goavana avy amin'ny...