Tantara tamin'ny 15 Febroary 2019
Taorian'ny Herintaona Nigadràna, Fanamelohana Ho Faty no Atahoran'ireo Iraniàna Mpiaro Tontolo Iainana
Niainga avy tamin'ireo fiaikenkeloka nataon'ny iray tamin'ireo efatra voampangay no nananganan'ny Mpampanoa Lalàna ny maro tamin'ireo raharaha anenjehana ilay vondrona.
Fampifanarahana Ny Atao Amin'ny Fiovana Toetrandro Henjana Ao Mali Sy Madagasikara
Efa nisy fiantraikany mahatsiravina sahady tamin'ny toekaren'ireo firenena roa sahirana ny fiovan'ny toetry ny andro.
Bilaogera Ejiptiana nosamborina efa hatramin'ny volana Jolay

Nigadra efa ho 2 volana nanomboka ny volana Jolay 2008 ny Tanora Ejipsiana bilaogera Mohamed Refaat kanefa efa nodidiana hivoaka ity toniandahatsoratry ny bilaogy Matabbat ity.
Miaraka amin'i Rosia sy Shina ny firenena Karibeana amin'ny fanohanana an'i Venezoela araka ny sarintanin'izao tontolo izao nasehon'ny Foreign Policy
Mety mahaliana tokoa izany raha ara-jeôgrafia politika, saingy tsy maneho taratra ny zava-misy marina.
Ejipta : Niakatra tribonaly miaramila ilay mpisera Facebook

Gaga sy tafintohina ny ankamaroan’ireo mpisera Facebook Ejipsiana rehefa niakatra fitsarana miaramila ny iray tamin’izy ireo ; Ahmad Hassan Bassiouny ; noho ny nananganany vondrona namoaka ny dingana arahina amin'ny raharaha miaramila tsy maintsy atao.