Iran: Bilaogera iray tao anisan'ny mpitokona tsy nihinan-kanina

(Marihina fa tamin'ny 8 Aogositra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Iray tamin'ireo gadra politika Iraniana miisa 17 izay nanomboka ny fitokonany tsy nihinan-kanina tamin'ny faran'ny volana Jolay 2010 ho fanoherana ny fepetra henjana iainana any am-ponja, ny fihetsik'ireo manampahefanan'ny fonja, ary ny fandraràna ny fitsidihana i Kouhyar Goodarzi, mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona sady bilaogera.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.