- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahrain: Ireo tranonkala marobe nasakanana

Sokajy: Bahrain, Hafanam-po, Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2009)
Google Translate page blocked

Tranonkala marobe no nobahanana tao Bahrain, taorian'ny famoretana vaovao nataon'ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao. Ny hetsika farany dia ahitana ny Google Translate, ireo vondrona ara-tsosialy, ara-pivavahana, ara-pôlitika sy zon'olombelona tsy azo nidiran'ny olona any Bahrain.

Manome ity lisitra manaraka misy ireo tranonkala voaràra ity ny Bahrain Human Rights Society [1], izay nakatona tao Bahrain ihany koa :

BCHR mitanisa ireo tranonkala nosakanan'ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao ao Bahrain

حركة الحريات والديمقراطية حق
1. [www.haaq.org]
ملتقى الجنوب المقاوم
2. [www.bintjbeil.org]
موقع بروكسي
3. [proxify.com]
موقع يزود بروكسي
4. [nofilter.biz]
موقع يزود بروكسي
5. [www.proxyworld.com]
موقع يزود بروكسي
6. [www.anonnow.com]
موقع يزود بروكسي
7. [www.anonworks.com]
موقع يزود بروكسي
8. [www.proxywars.net]
موقع يزود بروكسي
9. [www.opencity.us]
موقع يزود بروكسي
10. [www.poro6.com]
موقع يزود بروكسي
11. [www.bind2.com]
موقع يزود بروكسي
12. [www.zendproxy.com]
موقع يزود بروكسي
13. [zoxy.info]
موقع يزود بروكسي
14. [www.seenoip.com]
موقع يزود بروكسي
15. [www.ibypass.org]
موقع يزود بروكسي
16. [www.ipzap.com]
موقع يزود بروكسي
17. [kproxy.com]
موقع يزود بروكسي
18. [www.attackcensorship.com]
موقع يزود بروكسي
19. [mrnewguy.com]
موقع يزود بروكسي
20. [www.unblockwebsites.com]
موقع يزود بروكسي
21. [spysurfing.com]
موقع يزود بروكسي
22. [www.stupidcensorship.com]
موقع يزود بروكسي
23. [www.evilsprouts.co.uk]
موقع يزود بروكسي
24. [www.bypassbrowser.com]
موقع يزود بروكسي
25. [www.proxymouse.com]
موقع يزود بروكسي
26. [www.fsurf.com]
موقع يزود بروكسي
27 [www.browseatwork.com]
موقع يزود بروكسي
28. [www.surfonym.com]
موقع يزود بروكسي
29. [www.iamnewguy.com]
موقع يزود بروكسي
30. [www.ninjaproxy.com]
منتديات أحرار البحرين
31. [www.ahraralbahrain.net]
منتديات البحرين للحوار الحر
32. [www.montadayatbh.org]
منتديات المحفوظ
33. [www.almahfood.com]
منتديات الجفير
34. www.juffair.org/
منتديات على الأصغر
35. www.alialasghar.net
شهداء البحرين
36. www.shaheed-bh.com/
الصرح الوطني
37. www.wattaninet.org/
ملتقى المالكية
38. www.malkiya.net/vb/
ملتقى بني جمرة
39. www.banijamrah.org/
كرباباد
40. www.karbabadiat.net/
حركة احرار البحرين
41. www.vob.com/
الصحافة
42. [www.alsaheefa.net]
الحوار المتمدن
43. www.rezgar.com/موقع
موقع أوال
44. www.awal.org
أوال
45. www.awaal.net
ملتقى كرزكان
46. www.karzakan.com
ملتقى الدراز
47. [alduraz.net]
وعد
48. [www.aldemokrati.org]
منتديات الثقلين
49. [www.althaqlain.com]
موقع بنت جبيل
50. [www.bintjbeil.org]
الشبكة العربية لمعلومات حقوق الإنسان
51. [www.hrinfo.net]
مركز البحرين لحقوق الإنسان
52. [www.bahrainrights.org]
منديات شهركان
53. [www.shahrakkan.org]
كرد تايمز
54. [www.kurdtimes.com]
موقع البوابة
55. [www.albawaba.com]
لادني
56. [www.ladeeni.net]
الكنائس العربية
57. [www.arabchurch.com]
الأقباط الأحرار
58. [freecopts.net]
59. [annaqed.com]
60. [www.rezgar.com]
الصحيفة
61. [www.alsaheefa.net]
بحرين تايمز
62. [www.bahraintimes.org]
بحرين اونلاين
63. [bahrainonline.org]
منديات البحرين
64. [montadayat.org]
شهداء البحرين
65. [shaheedbh.com]
مترجم الغوغل
66. [google.com]

Bilaogera Ali7 [2] manoratra hoe:

و أنا أقول لاويش الجماعة يتصلون يبغون بروكسيات
إلى أن اكتشفت أن “درازن” من المواقع حجبت بين ليلة و ضحاها ضمن رسالة حجب راقية ، ملونة (و كانت تحتوي على رقمي هاتف و فاكس للاستفسار و الاعتراض — شالوهم ، أكيد اتصلوا الجماعة يسبون) .. المهم أنها تجعلك تغادر الصفحة بنفسية أفضل من صفحة Forbidden المشؤومة السابقة..
الخلاصة أن ، المواقع السياسية المعروفة ، و كل وصلاتها و الطرق الالتفافية للوصول اليها ، و كل موقع يحمل دومينه كلمة “proxy” و العياذ بالله .. و حتى ان لم يحملها ووظيفته الظاهرية أو الباطنية هي بروكسي .. (من بينهم موقعنا المفضل hidemyass.com) ..
Ary nanontany tena aho hoe nahoana ny tsirairay no miantso ahy manontany momba ny proxy?
Izany dia mandra-pahitako tamin'ny alalan'ny hafatra sivana fa am-polony ireo tranonkala nakatona nandritra ny alina (izay nahitana laharana finday sy laharan'ny fax raha te-hanontany vaovao sy ny hafatra teo aloha nahitana ilay hafatra mampalahelo hoe Voarara efa nesorina.) Ny zava-dehibe dia mahatonga anao hamela ny hafatra ao anatin'ny fahatsapana hoe tsaratsara kokoa raha mandrara Andriamanitra. Ny vokatra farany dia voasivana ireo tranonkala ara-politika malaza sy ny fomba rehetra hidirana ao aminy ary koa ireo anaran-tsehatra izay ahitana ny teny proxy ao amin'ny adiresin'izy ireo – eny fa na dia ny tranonkala ankafizintsika hidemyass.com aza

Ali7 manohy mihaikaa ny fandraràna mihitsy ary milaza hoe:

و أخيراً .. هل تريدها الوزارة لعبة القط والفأر ؟ فليكن !

Ary farany … moa ve tian'ny minisitera hilalao fanenjika isika? Ka andeha ary!!

Ao amin'ny Facebook, bilaogera Bahrainita Manaf Al Muhandis [3], izay mibilaogy ao amin'ny TheRedbelt.com nandefa lahatsoratra iray mitondra ny lohateny hoe: Aterineto voasivana ao Bahrain. Fanagadrana ny lahateny.

Ao anatin'izany izy manoratra hoe:

I am sure most of you know of the efforts of the Ministry of Culture and Information to ban websites. I think we are all together that this is unacceptable, unimplementable, and simply put: ILLEGAL as it goes against the Bahraini Law which protects the freedom of speech.
A group of us tried to avoid this by introducing the Anti Hate Code of Ethics (http://www.bahraincodeofethics.com) and prefer that any offending website be prosecuted under the law with a chance of representation rather than resort to this old and ineffective method.

My friends,
Whether you signed the code or not, I implore you to write about the matter in your own blogs. We should also unify our forces to make our voice heard. We could hold up a rally or send one letter of objection bearing our signatures. I invite you to come up with more suggestions on what we can do about it.

Azoko antoka fa ny ankamaroanareo dia mahafantatra ny ezaky ny Minisiteran'ny Kolontsaina sy ny Fampahalalam-baovao handràra tranonkala. Heveriko fa miombon-kevitra isika rehetra hilaza fa tsy azo ekena izany, tsy azo ampiharina ary apetraho fotsiny hoe: TSY ARA-DALANA satria manohitra ny lalàna Bahrainita izay miaro ny fahalalahana maneho hevitra.
Nisy Vondrona antsika niezaka hanakana izany tamin'ny alalan'ny fampidirana ny Fitsipi-pitondrantena Manohitra ny Fankahalana  (http://www.bahraincodeofethics.com) ary maniry izy mba henjehana eo ambany lalàna izay tranonkala rehetra mandika lalàna ary ahitana fisoloan-tena fa tsy mampiasa ity fomba lany daty tsy mahomby ity

Ry namako,
Na efa nanao sonia ny fitsipika ianao na tsia, dia miangavy anao aho hanoratra momba ny raharaha ao amin'ny bilaoginao. Tokony hanambatra ny herintsika ihany koa isika mba hahatonga ny feontsika ho re. Azontsika atao ny manao famoriam-bahoaka na mandefa taratasy fanoherana mitondra ny soniantsika. Manasa anao aho mba hanome torohevitra misimisy kokoa momba izay azontsika atao momba izany.