Nosivanina tsy araka ny tokony izy ny votoaty LGBT ao Hong Kong

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2009)

Nanao fikarohana tao Hong Kong [pdf Shinoa] tamin'ny volana Novambra 2008 tamin'ireo mpanivana ara-barotra sy mpanivana ara-panjakana lehibe ao Hong Kong ny vondrona mpiaro ny LGBT, leslovestudy. Nahita ity fikambanana tsy miankina ity fa voasivana amin'ny ampahany betsaka tao Hong Kong ireo votoaty LGBT marobe, anisan'izany ny vondrom-piarahamonina, ny fahasalamana sy ny tranonkala fianarana, eny fa na dia any amin'ny anjerimanontolo sy ny tranombokim-panjakana aza. Niahiahy ny vondrona fa hiteraka famaizana bebe kokoa eo amin'ny fahalalaham-pitenenana, indrindra eo amin'ireo pelaka sy ny Lesbiana ao Hong Kong ny fanadihadiana nataon'ny governemanta vao haingana momba ny didim-panjakana mifehy ny fanarahamaso ny votoaty vetaveta sy tsy mendrika, miaraka amin'ny volavola hanitarana ny fampiharana ny didim-panjakana any amin'ny aterineto.

Nilaza ny tatitra fa misy karazana fanivanana roa lehibe ao Hong Kong, ny iray dia mifototra amin'ny fanivanana voambolana, ny iray hafa dia mifototra amin'ny lisitra mainty. Ny voalohany dia hanivana ny vaovao akademika sy mahasoa momba ny fanabeazana ara-pananahana sy ara-pahasalamana raha toa ka niharan'ny kianan'ny maro an'isa ilay faharoa, indrindra ho an'ireo vitsy an'isa ara-pananahana (LGBT). Noteren'ny mpamatsy tolotra aterineto eo an-toerana nakatona ny forum lehibe ho an'ny lesbiana, blur-f.com na dia tsy misy na dia sary niboridana iray monja aza ao amin'ny tranonkala.

Mandrisika ny governemanta ny Leslovestudy mba tsy hanatanteraka tolotra fanivanana tsy maintsy atao any amin'ny sehatra mpamatsy tolotra aterineto ary tsy tokony hanome fanampiana ny sehatra tsy miankina amin'ny famolavolana sy famokarana fanivanana ny mpanjifa satria tsy misy fomba hanarahamaso ny fanivanana mihoapampana ataon'ny orinasa tsy miankina.

Nisafidy tranokalan'ny vondrom-piarahamonina LGBT maromaro ao an-toerana sy avy any ivelany, ary koa tranonkala akademika momba ny lohahevitra LGBT sy ara-pananahana ny Leslovestudy mba hanandramana ireo sivana. Ity ambany ity ny vokatr'izany:

 

Mpanivana Filter Tranonkala eo an-toerana (Local websites) Tranonkala any ivelany 
Websense (Tanànan'ny Oniversiten'i Hong Kong) Vondrona fikarohana sy fiarovana ny  LGBT: http://www.leslovestudy.com
ONG mampiroborobo ny firaisana ara-nofo voaaro sy ny fahasalamana eo amin'nyLGBT: http://www.satsanga.org
Forum antserasera ho an'ny vondrom-piarahmonina LGBT: http://www.gaystation.com.hk/bbs/portal.php
Radio antserasera ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT: http://www.gayradio.hk/index1.html
Fantsona podcast ho an'ny vondrom-piarahamonina pelaka: http://www.gaychannel.hk/index
Forum antseraseran'ny lesbiana: http://www.blur-f.com
A gay online forum: http://www.gayhk.com
Forum ahitana sary momba ny LGBT any Taiwan : http://www.tt1069.com
Forum misy ny sarin'ireo pelaka sy lesbiana any tanibe Shina: http://bbs.sou-tong.org
Tranonkalan'ny vondrom-piarahamonina Pelaka any Azia: http://www.fridae.com
Sehatra fivorian'ny namana sy fitantarana tantara momba ny Lesbiana: http://herstory.ws
Tondro momba ny fikarohana mikasika ny lesbiana sy ny pelaka ao amin'ny Oniversite Yale: http://www.library.yale.edu/rsc/gayles/index.html
Site Coach Content Filter (any Macdonald) ONG manome tolotra fanohanana ny LGBT: http://www.horizons.org.hk
Tranonkala Hong Kong IDAHO: http://idahohk.org
Forum antserasera ho an'ny vondrom-piarahamoniana LGBT: http://www.gaystation.com.hk/bbs/portal.php
Radio antserasera ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT: http://www.gayradio.hk/index1.html
Fantsona podcast ho an'ny vondrom-piarahamonina pelaka:   http://www.gaychannel.hk/index

Forum antseraseran'ny lesbiana: http://www.blur-f.com
Sehatra fivorian'ny namana sy fitantarana tantara momba ny Lesbiana: http://herstory.ws
Foibe momba ny firaisana ara-nofo ao amin'ny onivesitem-panjakana foibe ao Taiwan: http://sex.ncu.edu.tw
Foibe fianarana momba ny firaisana ara-nofo ao amin'ny departemantan'ny sôsiôlôjia ao amin'ny Oniversiten'i Remin  ao Shina: http://www.sexstudy.org/index.php
Tranonkala gazetin'ny pelaka sy lesbiana an'ny Oniversite Duke: http://glq.dukejournals.org
PCCW Web Content Filtering System (tranom-pivarotana lehibe) Forum antserasera ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT: http://www.gaystation.com.hk/bbs/portal.php
Radio antserasera ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT: http://www.gayradio.hk/index1.html
Fantsona podcast ho an'ny vondrom-piarahamonina pelaka:  http://www.gaychannel.hk/index
Bilaogy momba ny vaovaon'ny LGBT:  http://gay-bulletin.blogspot.com
Forum misy ny sarin'ny LGBT any Taiwan: http://www.tt1069.com
Tranonkalam-baovaon'ny LGBT Shinoa: http://www.365gay.com
Foibe fianarana momba ny firaisana ara-nofo ao amin'ny oniversitem-panjakana foibe ao Taiwan: http://sex.ncu.edu.tw
Foibe fianarana momba ny firaisana ara-nofo ao amin'ny departemantan'ny sôsiôlôjia ao amin'ny Oniversiten'i Remin  ao Shina: http://www.sexstudy.org/index.php
Torolalana fikarohana momba ny fahapelahana ao amin'ny tranombokim-panjakana ao New York: http://nypl.org/research/chss/grd/resguides/gay/index.html
Fikarohana momba ny pelaka sy ny Lesbiana ao amin'ny Onivesiten'i Chicago
: http://www.lib.uchicago.edu/e/su/gaylesb
Tondro momba ny fikarohana mikasika ny lesbiana sy ny pelaka ao amin'ny Oniversite Yale: http://www.library.yale.edu/rsc/gayles/index.html
Government Wi-Fi Filter Forum antserasera ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT: http://www.gaystation.com.hk/bbs/portal.php
Fantsona podcast ho an'ny vondrom-piarahamonina pelaka: http://www.gaychannel.hk/index
Forum misy ny sary LGBT any Taiwan: http://www.tt1069.com
Forum misy ny sarin'ireo pelaka sy lesbiana any tanibe Shina: http://bbs.sou-tong.org
Tranonkalan'ny vondrom-piarahamonina Pelaka any Azia: http://www.fridae.com

Sehatra fivorian'ny namana sy fitantarana tantara momba ny Lesbiana: http://herstory.ws
Tondro momba ny fikarohana mikasika ny lesbiana sy ny pelaka ao amin'ny Oniversite Yale: http://www.library.yale.edu/rsc/gayles/index.html
Pornography (Hospital Authority) Fahitalavitra antserasera LGBT ho an'ny fiarovana ny fitovian-jo: http://www.gdottv.com
Fikambanan'ny Lesbiana ao Hong Kong: http://geocities.com/wcofhk
no info

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.