(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Araka ny voalazan'ny [1] Mashregh News dia voasazy higadra 19 taona sy tapany an-tranomaizina i Hossein Derakhshan [2], bilaogera Iraniana . Vakio bebe kokoa eto .