- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran:  Mikendry ireo tranonkala maneho fankahalana ny lehiben'ny fitsarana

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

“Nanao antso amin'ny fanenjehana ireo olona miasa amin'ny fantsom-pahitalavitra mandeha amin'ny zanabolana sy ireo tranonkala izay mihoa-pefy manohitra ny rafi-pitondrana efa mipetraka ny lehiben'ny fitsarana Iraniana ” araka ny tranokalam-baovao. [1]