Tantara tamin'ny 04 Febroary 2019
DoGooder.tv: Vohikala Fizaràna Lahatsary ho an'ireo Tsy Mikatsaka Tombontsoa Manokana
Vohikala iray natao ho an'ireo lahatsary miaro fotokevitra ny DoGooder.tv. Amin'ny alalan'io, afaka mampiroborobo ny fotokeviny aminà mpijery voafaritra ireo fikambanana tsy mikatsaka tombontsoa manokana: mpijery efa liana amin'izay tiany ambara, sy mitady fomba hahafahany manampy.
Fankalazàna ireo Fetim-pirenena Roa an'i Koety
Fetim-pirenena roa no nankalazaina tao Koety tamin'ny herinandro lasa teo - ny iray tamin'ny 25 Febroary ary ny faharoa kosa ny 26 Febroary. Mailaka ireo bilaogera Koetiana nisikotra ny tantaran'ireo fankalazàna ireo.
Mihahenjana ny adim-pahefana ao Venezoelà, voasakana ny aterineto sy voasivana ny fampitam-baovao
Miverimberina ny fanakanana ny fidirana amin'ny aterineto ary voasivana ny onjam-peo raha miha-henjana ny krizy politika ao Venezoela.
Global Voices Advocacy no nandresy tamin'ny fifaninanana bilaogy Zemanta
Global Voices Advocacy no nahazo ny loka voalohany tamin'ny fifaninanana Blogging for a Cause an'ny Zemanta. Tranonkala isan-karazany maherin'ny 60 no voatendry, ary samy nahazo 1200 dolara ny dimy voialohany nahazo vato betsaka indrindra. Misaotra tamin'ny fanohanana rehetra!!
IGF2009: Tsy fahombiazan'ny Firenena Mikambana?
Nesorin'ny mpitandro filaminana avy ao amin'ny Internet Governance Forum ny afisy tsy dia lehibe, amin'ny teny Anglisy, mampiroborobo ny boky fizarana faha-2 "Access Controlled" an'ny ONI,
Shina: Fisoratana anarana tena izy
Tamin'ny voalohandohan'ny volana Aogositra, nametraka fisoratana amin'ny tena anarana ireo tranonkala vavahadim-baovao lehibe. Ireo mpiserasera te-handefa fanehoan-kevitra antserasera dia tsy maintsy mameno taratasy fisoratana anarana izay manangona ny lahatahirin'ilay mpiserasera, ny laharan'ny karapanondro, ny laharana an-tariby sy ny adiresy.
Iran: Mikendry ireo tranonkala maneho fankahalana ny lehiben'ny fitsarana
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Nanao antso amin'ny fanenjehana ireo olona miasa amin'ny fantsom-pahitalavitra mandeha amin'ny zanabolana sy ireo tranonkala izay mihoa-pefy manohitra ny...
Voasakana tao Tiorkia ny Slide
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosakanan’ny fitsarana Tiorka ny fidirana amin'ny Slide, ilay mpamorona ny fafana ao amin'ny tambajotra sosialy, noho ny “fandefasana sary...
Ny Global Voices sy ny #10TaonaFanamby
Toy ny ahoana ny endriky ny pejy Global Voices tamin'ny folo taona lasa ? Jereo miaraka amin'ny #10TaonaFanamby izany.