- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sri Lanka: ny Free Media sy ny Governemanta

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2008)

Mitatitra ny famelezan'ny Minisitry ny Fiarovana ao Sri Lanka ny gazety tsy miankina ny Free Media [1].