- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Bilaogera iharan'ny fanenjehana nahazo ny loka Theodor Haecker

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2011 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nomena ny loka loka Theodor Haecker [1] i Shiva Nazar-Ahari [2], mpikatroka mpiaro zon'olombelona Iraniana sady bilaogera.