Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Iran: Niakatra fitsarana ilay bilaogera nogadraina izay anisan'ny bilaogera tanora indrindra eto amin'izao tontolo izao

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nitatitra ny Reporters Sans Frontières (RSF) fa niakatra fitsarana teo anoloan'ny fitsarana revolisionera any an-tanandehibe Amol any avaratra ilay bilaogera nogadraina izay tanora indrindra amin'ireo bilaogera eto amin'izao tontolo izao, antsoina hoe Navid Mohebbi, 18 taona, ary tsy azon'iza na iza natrehana. Tsy navela hanatrika ny fitsarana koa, izay nanomboka ny 14 Novambra 2010 na ny mpisolovavany azy aza .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.