- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Desambra 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Desambra 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 554 isika, nahasarika mpitsidika 223.436 ary jeripejy miisa 272.526. Nahatratra 262.213 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.980 tao amin'ny Twitter.

Raha atambatra ny taona 2018 dia namoaka lahatsoratra 7.467 isika, nahasarika mpitsidika 3.290.645 ary jeripejy miisa 4.029.809 , miaraka amin'ny tahan-dahatsoratra 622 isam-bolana eo ho eo, nahasarika mpitsidika 274.220 sy jeripejy miisa 335.817 eo ho eo isam-bolana.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2]

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 204
Espaniola 74
Anglisy 68
Frantsay 53
Italiana 53

Tsidi-pejy

Espaniola 69.564
Japoney 31.341
Frantsay 30.267
Portiogey 24.446
Shinoa Nentim-paharazana 18.707

Facebook

Arabo ar 126.971
Shinoa 42.508
Espaniola es 19.633
Frantsay fr 17.477
Amharika am 8.887

Twitter

Shinoa 177.988
Arabo ar 42.568
Bangla bn 7.956
Espaniola es 7.529
Frantsay fr 5.542

Misaotra anareo ry Lingua tamin'ny asa goavana sy mahatalanjona! 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [12] sy Facebook [13]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [14]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay [15]! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [16]!