Iran: Bilaogera iray hafa any am-ponja

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nilaza i Hadi Nili fa araka ny tatitra voamarina avy ao Tehran dia nosamborin'ny manampahefana i Parastoo Dokouhaki, Vehivavy bilaogera Iraniana sady mpanao gazety. Mpikatroka ihany koa i Parastoo. Nanoratra tao amin'ny bilaoginy “Zan-Nevesht ” izy ary tamin'ny teny Anglisy “ The Remains of the Day ” (Ireo sisa tavela amin'ny andro).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.