- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tafatafa miaraka amin'i Jacob Appelbaum avy ao amin'ny Tor

Sokajy: Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2009)

Jacob Appelbaum [1] dia mpanolo-tsaina momba ny fiarovana solosaina sady developera sy mpisolovavan'ny Tetikasa Tor [2], fitaovana sy tambajotra manokana miaro ny fiainana manokana sy ny fiarovana ny mpiserasera aterineto. Tamin'ny Atrikasan'ny bilaogera Arabo, [3] nanao fampahafantarana [4] momba ny fialàna amin'ny fibahanana, ny fiarovana antserasera ary ny tsy fitononana anarana izy. @ioerror [5] no hamantarana azy ao amin'ny Twitter.

Lahatsary [6]