Tafatafa miaraka amin'i Jacob Appelbaum avy ao amin'ny Tor

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2009)

Jacob Appelbaum dia mpanolo-tsaina momba ny fiarovana solosaina sady developera sy mpisolovavan'ny Tetikasa Tor, fitaovana sy tambajotra manokana miaro ny fiainana manokana sy ny fiarovana ny mpiserasera aterineto. Tamin'ny Atrikasan'ny bilaogera Arabo, nanao fampahafantarana momba ny fialàna amin'ny fibahanana, ny fiarovana antserasera ary ny tsy fitononana anarana izy. @ioerror no hamantarana azy ao amin'ny Twitter.

Lahatsary

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.