Iran: Nosamborina i Abtahi, bilaogera malaza  

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nosamborina ilay mpitondra fivavahana, filoha lefitra teo aloha sady bilaogera Mohammad Ali Abtahi. Fantatra fa nandray anjara tamin'ny hetsi- panoherana ny valim-pifidianana ho filoham-pirenena izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.