- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila: Mibilaogy momba ny fandrarana ny mpisolovavan'ny WordPress

Sokajy: Brezila, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nibilaogy i Marcel Leonardi [1] , mpisolovava Breziliana izay misolo tena ny WordPress [2] rehefa misy ny tranganà fandraràna amin'ny sehatra ao amin'ny firenena: “Tao anatin'ny fangatahana nataon'ny Automattic Inc., ankoatra ireo fampahafantarana hafa dia nasongadina ny fahasimbana goavana nateraky ny fandraràna faobe, ary natolotra ny fomba hafa hampiharana ny fandraràna amin'ity bilaogy ao Brezila ity. ” Jereo ny lahatsoratra teo aloha [3] .