Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Brezila: Mibilaogy momba ny fandrarana ny mpisolovavan'ny WordPress

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nibilaogy i Marcel Leonardi , mpisolovava Breziliana izay misolo tena ny WordPress rehefa misy ny tranganà fandraràna amin'ny sehatra ao amin'ny firenena: “Tao anatin'ny fangatahana nataon'ny Automattic Inc., ankoatra ireo fampahafantarana hafa dia nasongadina ny fahasimbana goavana nateraky ny fandraràna faobe, ary natolotra ny fomba hafa hampiharana ny fandraràna amin'ity bilaogy ao Brezila ity. ” Jereo ny lahatsoratra teo aloha .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.