23 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 23 Janoary 2019

Ejipta: Bilaogera voatafika ao an-tranony

GV Mpisolovava  23 Janoary 2019

Notafihan'ny polisy sy ny rahalahiny izaho sy ny reniko, niditra an-keriny tao an-tranonay izy ireo ary nidaroka ahy. Misy maratra ny lohako ary tapaka koa ny nifiko iray. Tonga ato an-tranoko ny kolikolin' ny polisy!

Nosakanan'i Yemen ny sehatra famahanana bilaogy Maktoob

GV Mpisolovava  23 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoaka ny lahatsoratra voalohany) Maktoobblog.com , iray amin'ireo sehatra famahanana bilaogy Arabo malaza indrindra, dia nakatona tao Yemen ka tsy nahafahan'ireo mpisera Aterineto...

Tsy nahazo nampiasa ny efitra fatoriana tao amin'ny oniversite noho ny fanoratana bilaogy

GV Mpisolovava  23 Janoary 2019

Satria i Ahmed Abdel Kawi dia nanatanteraka ny fepetra rehetra ilaina mba ahafahany mampiasa ny fonenan'ny oniversite, noho izany, nohelohin'ny Fikambanana ho an'ny Fanampiana Ara-pitsarana amin'ny Fahalalaham-pitenenana izay ao amin'ny Tambajotra Arabo misahana ny Fampahalalana ny Zon'olombelona ny fanapahan-kevitra hanilikilihana azy, izay namoaka fanambarana milaza hoe: