Ejipta: Voasakana ny tranonkalan'ny mpanohitra sangany

(Marihina fa tamin'ny volana May 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Araka ny tatitry ny Tambajotra Arabo misahana ny Vaovaon'ny Zon'olombelona dia nakaton'ny mpanome tolotra Aterineto, TE Data , mpanome tolotra lehibe indrindra any Ejipta izay an'ny governemanta nanomboka ny 4 Mey 2008 ny tranokalan'ny Hetsika Ejiptiana ho an'ny Fanovana – Kefaya:

Many of Kefaya website visitors were surprised of their disability to browse the site during the call on for the past 4th of May Strike, whether through T-Data or “Link” company, while Link has pulled back blocking the site later, but T-Data that belongs to the Egyptian Government continued blocking the site until today, leaving the internet users unable to get access to it, to be a cheek irony, that the time when the website of the most important political movement in Egypt is blocked coincides with the hosting the largest telecommunication conference in Africa- Africa Telecoms Conference.

Maro tamin'ireo mpitsidika ny tranonkala Kefaya no gaga tamin'ny tsy nahafahany nitety ilay tranonkala nandritra ny antso nalefa ho an'ny Fitokonana ny 4 Mey 2008, na io tamin'ny alalan'ny orinasa T-Data na “Link”, raha nanala ny fanakanana ny tranonkala ny Link taty aoriana, fa ny T-Data kosa izay an'ny Governemanta Ejiptiana dia mbola nanohy nanakana ny tranonkala hatramin'ny fotoana nanoratana, ka tsy afa-niditra tao ireo mpisera aterineto, toy ny maneso satria nifanandrify tamin'ny fampiantranoana ny fihaonamben'ny fifandraisandavitra lehibe indrindra tao Afrika ny fotoana nanakanana ny tranonkalan'ny hetsika ara-politika lehibe indrindra tao Ejipta.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.