Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

21 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 21 Janoary 2019

Fantaro i Simona Mayo, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 21 ka hatramin'ny 28 Janoary 2019

Rising Voices

Fantaro i Simona Mayo, izay ho mpampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas manomboka ny 21 ka hatramin'ny 28 Janoary 2019 amin'ny resaka fanentanana vaovao hitakiana zo ara-piarahamonina sy ara-pitenenana.

Ejipta: Bilaogera nohazonina noho ny fanehoam-piraisankina! (Efa navotsotra ry zareo!)

GV Mpisolovava

Ny marainan'ny zoma 15 janoary 2010, vondrona bilaogera Ejiptiana sy mpikatroka ara-politika no nankany Naga Hammadi (faritanin'i Qena, atsimon'i Ejipta) mba hanolotra ny fiaraha-miorin'izy ireo ho an'ny fianakavian'ireo niharam-boina tamin'ny fifandonana ara-pivavahana teo amin'ny Miozolomana sy ny kristiana.

Syria: Sazy telo taona an-tranomaizina ho an'ilay bilaogera, Tariq Baiasi

GV Mpisolovava

Ny Alahady 11-5-2008, nanambara ny didim-pitsarany ho an'ilay bilaogera Syriana, Tariq Baiasi efa nogadraina hatramin'ny 7-7-2007 ny Fitsarana misahana ny Fiarovam-pirenen'i Damaskaosy.

Malayzia: Nohadihadiana ilay mpiangaly Rap tao amin'ny YouTube

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nohadihadian'ny polisy momba ny hirany rap, izay nanasongadina ny hiram-pirenena Maleziana “Negaraku”, tao amin'ny feo lafika i Wee Meng Chee, fantatra amin'ny anarana hoe Namewee.  Niteraka resabe tamin'ny taon-dasa (2007) ity hira ity izay mitondra ny lohateny hoe ‘Negarakuku’,...

Shina: Bilaogera ara-politika nosamborina, nalaina ny solosainany

GV Mpisolovava

Noraofina tamin'ny faran'ny herinandro teo ny solosain'i Guo Quan, mpiara-manorina ny antoko mpampiasa aterineto ao Shina sady mpisolovava tamin'ny raharaha fitoriana an'ny Yahoo! vao haingana ary efa nahavita dimy andro amin'ny folo andro higadrana azy izy.

Ejipta: Atahorana ho ampijaliana ilay bilaogera Ahmed Abou Doma nogadraina

GV Mpisolovava

Nisy ny tatitra nalefa tany amin'ny Mpampanoa lalàna Ejypsiana milaza fa niharan'ny herisetra ilay bilaogera notazonin'ny polisy, Ahmed Abou Doma.

Ejipta: Voasakana ny tranonkalan'ny mpanohitra sangany

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana May 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny tatitry ny Tambajotra Arabo misahana ny Vaovaon'ny Zon'olombelona dia nakaton'ny mpanome tolotra Aterineto, TE Data , mpanome tolotra lehibe indrindra any Ejipta izay an'ny governemanta nanomboka ny 4 Mey 2008 ny tranokalan'ny Hetsika Ejiptiana ho an'ny Fanovana –...

Tonizia: Navotsotra ilay mpanoratra an-tserasera ary niakatra fitsarana ilay ny toniandahatsoratry ny tranonkala 

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Navotsotry ny governemanta Toniziana ilay mpisolovavan'ny zon'olombelona sady mpanoratra an-tserasera Mohammed Abbou izay efa nogadraina efa ho 28 volana izao. Nosamborina Atoa Abbou tamin'ny volana Martsa 2005 ary voaheloka higadra telo taona sy tapany noho ny nanoratany lahatsoratra an-tserasera...

Emirà Arabo Mitambatra: voaheloka higadra ilay mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera  

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tamin'ny 8 Aogositra 2007 i Mohamed Rashed al-Shohhi, mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera ao amin'ny Ras Al-Khaimah ao Emirà Arabo Mitambatra no voasazy herintaona an-tranomaizina sy handoa lamandy efa ho 13.600 dolara amerikana (Dh50,000) noho ny votoaty noheverina ho nanala-baraka izay...