Noafahana ilay mpikatroka Ejipsiana

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Noafahana ireo mpikatroka Ejipsiana roa, Esraa Abdel Fattah Ahmed, izay nanangana ny vondrona Facebook “6 April “ sy ilay bilaogera Mohamed Sharkawy. Samy nosamborina avokoa i Esraa sy i Sharkawy ny 5 aprily 2008 raha nizara taratasy filazana momba ny fitokonana ny 6 Aprily 2008 .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.