(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mibilaogy raharahan-kolikoly, raharaha politika ary ny fahasimban'ny tontolo iainana any amin'ny vinanin'i Niger izay manankarena solika i Elendu. Voalaza fa voasambotra izy mba hamaly fanontaniana mifandraika amin'ilay nolazaina fa ” olana amin'ny filaminam-pirenena“. Araka ny voalazan'ny RSF dia voampanga ho nandray anjara tamin'ny tranokalan'ny SaharaReporters izy , izay nofaritan'ny manampahefana Nizeriana ho toy ny “asa fanaovan-gazetin'ady anaty akata.”
Tsidiho ny bilaogin'ny Nigerian Curiosity izay mitantara misimisy kokoa momba ny fisamborana.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...