Navotsotra ilay bilaogera Maraokana Hassan Barhon 

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Navotsotra tamin'ny 1 Aogositra 2009 ilay bilaogera Maraokana Hassan Barhon. Nahazo famotsoran-keloka feno avy amin'ny mpanjaka izy rehefa nandany dimy volana tany am-ponja. Nosamborina i Hassan Barhon ny 25 Febroary 2009 noho ny famoahana raharahan-kolikoly mahatafiditra ny mpampanoa lalànan'ny mpanjakan'i Maraoka tao amin'ny fitsaràna avo any Tetouan. Voasazy higadra folo volana izy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.