Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

17 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 17 Janoary 2019

Tonizia: Nanaovana bemidina ny tranon'ilay bilaogera, norobaina ny solosainy sy ireo kapila CD

Nanaovana bemidina ny alin'ny 10 Aprily 2009 ny tranon'ilay mpanao gazety Toniziana sady bilaogera Zied el-Heni. Ao amin'ny bilaogin-dahatsoratra nivoaka androany (11 Aprily 2009), nanoratra i Zied fa norobaina ny solosainy enti-tanana sy ireo kapilany CD izay misy ny asany rehetra:

Yemen: Nalaina an-keriny  ny toniandahatsoratry ny tranonkalan'ny mpanohitra  

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny alin'ny zoma 18 Septambra 2009, nalain'ny mpitandro ny filaminana an-keriny tao an-drenivohitra Sana'a i Mohammed al Maqaleh, ilay toniandahatsoratry ny tranonkalan'ny Antoko Sosialista mpanohitra Yemeni  Al Eshteraki, . Araka ny tatitry ny vavolombelona nanatri-maso navoakan'ny Federasion'ny Mpanao Gazety...

Global Voices, Mpiaramiasa Amin'ny Taona Iraisampirenena ho an'ny Tenin'ny Teratany – IYIL 2019 -

Amin'ny alàlan'ny Rising Voices, Mpiaramiasa Amin'ny Taona Iraisampirenena ho an'ny Tenin'ny Teratany - IYIL 2019 - araka izay nambaran'ny Firenena Mikambana. Jereo ny fomba handraisana anjara.

RDC: Media Tandrefana, Vahiny Mpitsabatsabaka ary Fifidianana

Marobe ireo bilaogera no nalahelo noho ny fitsabahana'ireo vahiny sy ireo firenena manodidina hafa miara-miasa amin'ny tetezamita, izay hitan'izy ireo ho mafy tanana amin'ny fizotran'ny fifidianana.