Mandefa Fanafihana Blaogera Ny Governemanta Nizeriàna
Dikandahatsoratra
(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jona 2009)
Vao nanomboka “ady iray mitentina 5 tapitrisa dolara” hamelezana ireo blaogera sy ireo media anaty tambajotra,toy ny Sahara Reporters, ny governemanta nizeriàna.
.Loharanom-baovao fiarovana telo, izay mahalala ilay drafitra, no namboraka fa tamin'ny herinandro lasa teo dia nankasitrahan'i Yar’adua ny asa miafina mba hanakanana ireo vohikala Web sy ireo blaogera mahatarika ny saim-bahoaka ao Nizeria. Hahazo ny vola ilaina amin'ireo asa ireo ny lehiben'ny mpanolotsaina ara-toe-karena ny filoham-pirenena, Tanimu Kurfi.
Amin'ny lafiny iray, vaovao tsara io raha toa tsapan'ny governemanta nizeriana ny tanjak'ireo median'ny olom-pirenena ary arahintsika maso sy iverenantsika isaky ny dingana ataon'izy ireo. Amin'ny lafiny iray indray, tena loza io ho an'ireo blaogera ao amin'ny firenena sy ho an'ireo any ivelany mety haniry ny hody an-tanindrazana, na hanao fialantsasatra fohy izany, na noho ny asa, na hijanona tanteraka any. Samy tonga saina avokoa isika rehetra momba ny nanjo ireo blaogera roa [Jonathan Elendu sy Emeka Asiwe] tamin'ny taona lasa, izay nifanena sy nofonjain'ireo mpiasan'ny fiarovana raha iny ry zareo teo am-pahatongavana tao amin'ny seranam-piaramanidina Abuja iny.
Ny tetiky ny governemanta izay mitovy amin'ny sarimihetsika fitsikilovana [angamba betsaka ny marina any anatin'ireny sarimihetsika ireny] dia ny fanakaramàna Nizeriàna “700” ao an-toerana sy any ivelany mba hanao “blaogy” manasohaso ny filoham-pirenena sy ny governemantany. Ary mitovy amin'ireo mpiasa amin'ny governemanta erantany, omena tambiny ireo olona ireo, amin'ity tranga ity, dia “vatsy ho an'ny blaogera”.
“Tapa-kevitra ny governemanta fa hanetsika olona vitsivitsy mba hametraka sehatra fifampiresahana ety anaty tambajotra izay hahafahana manitatra ireo sisintanin'ny asa fanaovana gazety anaty tambajotra”, hoy ny nambaran'ny loharanom-baovao fiarovana iray. Nanampy izy fa, ao anatin'ireo dingana voalohany, ireo vohikala dia hamoaka tantara vitsivitsy amin'ny antsipirihany sy toa azo itokisana, notefena mihitsy mba hahazoan'izy ireo fahombiazana, ary hahazo mpamaky midadasika. “Nefa ny tanjona faratampony dia ny famadihana ny vohikala hanao ny asan'ny “alika mpanenjika” an'ireo mpitsikera ny governemanta ety anaty tambajotra”, hoy ny loharanom-baovao. Nanampy izy fa tetiky ny governemanta ny hamatsy vola ary hanaparitaka vohikala vaovao manodidina ny 50, manomboka eto sy hatramin'ny fiantombohan'ny fanentanana matotra ho an'ny fihodinana manaraka amin'ireo fifidianana heverina ho amin'ny taona 2011.
Koa inona no ataontsika, isika tena blaogera ? Mialoha ny zava-drehetra, tokony arahintsika maso ireny fahavalom-bahoaka ireny! Raha toa ianao ka blaogera manoratra zavatra tsara mikasika an'i Yar’Adua sy Goodluck, azo antoka ny hiheverena anao ho toy ny “orinasa” an'ny governemanta, izay mampalahelo, satria mety hisy ireo mpiandany tsy mihatsara ivelantsihy manohana an'iofitondràna io na tsy tena demokratika aza io. Io fieboeboana amin'ny demokrasia io no loza ao anatin'io sy ny governemantan'i Obasanjo. Anjarantsika araka izany ry blaogera, sy vohikalam-baovao, ny mampahafantatra ny laingan'i Nizeria ilazany ho Fanjakana demokratika misy fampahalalam-baovao malalaka. Tsy izay. Ny governemanta izay mandefa fiara mifono vy sy mpidaroka baomba amin'ny vahoakany dia tsy governemanta demokratika mihitsy. Ny governemanta iray izay mandefa ny miaramilany mba hanafika ny vahoaka ary mandà ireo famonoana fahatrany nataon'ireo tafika mitàm-piadiana ao aminy, izay isika no vavolombelona tamin'ny lahatsary, dia tsy demokratika velively. Izay ananantsika dia governemanta mpanao kolikoly vonona ny hambotry ny vahoaka ao amin'ny Delta du Niger, tsy hisitraka ny hareny sy zo maha olombelona azy.
Sahala amin'ny tao Choba ihany, rehefa nolavin'i Obasanjo ireo sarinà miaramila nanolana vehivavy, dia nisafidy koa ny tafika ny handà ho tsy namono tovolahy roa. Tsy tsara kokoa nataon'ny fitsarana ve raha toa ny tafika nifidy ny hanadihady mikasika ny famonoana nataon'ny JTF? Ho hitanareo eto ambany ny valiny avy amin'ny Nigeria Army Public Relations Unit tamin'ilay lahatsary.
Tonga fantatry ny Joint Task Force (JTF), Operation Restore Hope, hoe ny MEND, noho ny tsy fahombiazany tamin'ny fampiasana herisetra sy ireo fikasana teo aloha handetika ny anaranay, dia nandefa fanentanana vaovao hafa ihany koa hanendrikendrehana ny hery fiarovana sy ireo komandà ao aminy ho nanely lahatsary noforomporonina sy nolalaovina mba ho… Vakio ny Moredepict, fanolanana sy famonoana tsy nandalo fitsaràna nataon'ny JTF tao amin'ny Delta de Niger. Nampitaina any amin'ireo olona ambony iraisampirenena ireny lahatsary voaomana ireny ankehitriny ho fitsapàna alahelo, raha toa ireo media izay nampiasain'izy ireo hatramin'izao tsy mangoraka intsonyn ny tolony noho ny famonoana sy ny fanentanana fanaratsiana ataon'io vatana tsy misy endrika io”, hoy i Abubakar. Col. Rabe Abubakar Commander Joint Task Force (JTF), Operation Restore Hope.
Ny MEND (Hetsika ho an'ny fanafahana ny Delta du Niger ) dia niantso ny ONU mba hanadihady momba ireo lazaina fa famonoana tsy nandalo fitsarana sy ireo fanolanana nataon'ny JTF nandritra ireo hetsika miaramila natao vao haingana tao Oporoza sy tany anatin'ireo vondrom-piarahamonina hafa an'ny Fanjakana Gbaramatu, ao anatin'ny Fanjakana Delta.
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...