Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny aterineto sy ny tolona ho an'ny fahalalaham-pitenenana iharan'ny famoretan'ny fitondrana

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanatrika ny seminera ara-pikarohana momba ny Media Nomerika ao anaty fitondram-panjakana mpamoritra i Sami Ben Gharbia tany Copenhagen ny 10-11 Novambra 2008, izay mitondra ny lohateny hoe Tontolom-bahoaka, fandraisana andraikitra sivily ary fanentanana ara-politika (Pdf) izay nokarakarain'ny Ivontoerana Danoà misahana ny Zon'Olombelona.

Ity ny lahatsarin'ny resadresaka nataon'i Mariam Memarsadeghi momba ny aterineto sy ny Tolona hahazoana miteny ao anaty Fitondrana mpamoritra. Mpanolo-tsaina ao amin'ny fikambanana iraisam-pirenena ho an'ny zon'olombelona sy ny demaokrasia i Miriam sady mpisolovava mpiaro ny zon'ny vehivavy sy ny fahalalahana sivily ao amin'ny tontolo Islamika.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.