Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

16 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 16 Janoary 2019

Nanamafy ny fanaraha-masony ny Aterineto i Belarosia 

GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nikasa ny hanamafy ny fanaraha-maso ny Aterineto ny filoha Alexandre Lukashenko .” Raha mamaky ny zavatra navoaka ao isika dia ho hitantsika fa tsy natao ho an'ny mpanohitra fotsiny ihany izany fa ho an'ireo feo sy ireo firenena tsy...

Tonga ao Maraoka ny “Diaben'ireo vehivavy ratsy fitondrantena”

"Miarova tena samirery, takio ny fanajàna. Tsy maintsy miova lasy ny henatra !" io no hikam-pitoloman'i Majdoline Lyazidi, tovovavy iray 20 taona namorona ny SlutWalk Maroc, pejy Facebook natokany hanairana ny saina amin'ireo fanorisorenana ara-nofo ao anatin'ny fiarahamonina maraokanina.