Tonga indray ny Komitim-Piarovana Bilaogera 

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ny Komitim-Piarovana Bilaogera (CPB), ” niverina taorian'ny fiatoana nandritra ny 1 taona mahery ilay fikambanana voalohany natokana ho an'ny fahalalahana miteny sy ny fahalalahana manokan'ny bilaogera manerantany, nitondra fifantohana ety kokoa. Ny tanjonay voalohany dia ny hiasa ho birao foibe hifanakalozan-kevitra amin'ny vaovao momba ireo bilaogera norahonana sy ny fandrahonana atao amin'ireo bilaogera ,” hoy ny CPB. Vonona ny tranonkalam-baovao committeetoprotectbloggers.org  ary raha mpiserasera Facebook ianao dia afaka miditra ao amin'ny pejy Facebook-n'ny Komitim-Piarovana Bilaogera .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.