- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Maraoka: Nesorina ny fanakanana ny YouTube

Sokajy: Mediam-bahoaka, Solovava, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny mey 2007)

Nesorina ny fanakanana [1] ny tranonkala fifampizarana horonantsary YouTube ary nankalaza ny fandreseny ny tontolon'ny bilaogy Maraokana [2] ary nikasa ny hanohy ny tolona [2] hamahana ny Google Earth [3] sy ny Livejournal [4].

“Nilaza iĀ Najib Omrani [5], mpitondratenin'ny orinasam-pifandraisandavitra fehezin'ny fanjakana Maroc TelecomĀ fa tsy afaka niditra tamin'ny YouTube ireo Maraokana noho ny olana ara-teknika “