Maraoka: Nesorina ny fanakanana ny YouTube

(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny mey 2007)

Nesorina ny fanakanana ny tranonkala fifampizarana horonantsary YouTube ary nankalaza ny fandreseny ny tontolon'ny bilaogy Maraokana ary nikasa ny hanohy ny tolona hamahana ny Google Earth sy ny Livejournal.

“Nilaza i Najib Omrani, mpitondratenin'ny orinasam-pifandraisandavitra fehezin'ny fanjakana Maroc Telecom fa tsy afaka niditra tamin'ny YouTube ireo Maraokana noho ny olana ara-teknika “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.