- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Navotsotra ilay bilaogera Koetiana Bashar Al-Sayegh!

Sokajy: Koety, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Bashar Al-Sayegh

Notaterina fa [1] navotsotra i Bashar Al-Sayegh, ilay bilaogera Koesiana izay nosamborina [2] ‘noho ny fanehoan-kevitra navoakan'ny olona iray tsy fantatra anarana tao amin'ny sehany fifanakalozan-kevitra.