Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

12 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 12 Janoary 2019

Nojirihana ny bilaogin'ilay mpanao gazety sady bilaogera Toniziana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nojirihana sy nofafàna ny bilaogin'ilay mpanao gazety Toniziana sady bilaogera Slim Boukhdhir. Toa ireo vondrona mpijirika izay mikendry ireo tranonkalan'ny mpanohitra Toniziana sy ireo bilaogy ihany no nanao izany. Nojirihana imbetsaka ny tranonkalan'ny Antoko Demokratika Liam-pandrosoana ( antoko mpanohitra ara-politika...

Bilaogera Maleziana nosamborina noho ny fanehoan-kevitra nivoaka tao amin'ny bilaoginy

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina noho ny fanehoan-kevitra nivoaka tao amin'ny iray tamin'ireo bilaogin-dahatsorany tamin'ny taona 2006 ilay bilaogera Maleziana Nat Tan. Nogiazana ny solosainy sy ny solosainy entin-tanana. Notanana vonjimaika nandritra ny efatra andro i Tan, mba hanamorana ny fanadihadiana eo ambanin'ny Lalàna Ofisialin'ny...