Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Shina: Fanaraha-maso ny aterineto taorian'ny fihetsiketsehana Xiamen

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

” Teo ambanin'ny fandrindrana vaovaon'ny tanàna, tsy maintsy mampiasa ny tena anaran'izy ireo rehefa mandefa hafatra amin'ny tranonkala maherin'ny 100.000 izay voasoratra ao Xiamen ireo mpisera aterineto.” Xiamen dia tanàndehibe any Atsimon'i Shina iray izay ahitana olom-pirenena mampiasa bilaogy, fifanakalozan-kevitra ary hafatra SMS mba hikarakarana hetsi-panoherana manohitra ny volavolam-pananganana  orinasa fanodinana akora simika misy poizina.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.