Israely: Nankatoavin'ny rehetra ny volavolan-dalàna momba ny sivana 

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ny volavolan-dalàna momba ny sivana ho an'ny aterineto vetaveta sy feno herisetra izay natolotr'i Amnon Cohen avy amin'ny antoko Ortodoksa Hiringiriny Shas dia neken'ny Komity Ministerialy misahana ny Famolavolana Lalàna ary natolotra ny Knesset Isiraeliana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.