- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nakaton'i Syria ny Wikipedia Arabo

Sokajy: Syria, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2008)

Araka ny filazan'ny bilaogy anasonline [1], nakaton'ireo mpamatsy tolotra aterineto rehetra ao Syria ankehitriny ny fidirana ao amin'ny Wikipedia amin'ny teny Arabo [2], endrika raki-pahalalana Wikipedia [3] amin'ny teny Arabo.