Nosakanan'i Maraoka ny fidirana tamin'ny YouTube

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ny 25 May 2007 dia notaterin'ny bilaogera Maraokana marobe fa nosakanan'i Maraoka ny fidirana tamin'ny tranokala fifampizarana lahatsary YouTube. Maro ny fanombatombanana fa noho ny fandefasana ny lahatsary mitsikera ny mpanjakan'ny firenena sy ny mpanohana an'i Sahara Andrefana no nahatonga ny fandraràna. Ity no tranonkala fahatelo lehibe nosakanan'ny fitondràna mpanivana Maraokana taorian'ny Google Earth sy Livejournal.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.