Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

10 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 10 Janoary 2019

Bolivia : Fetin'ireo Alasitas

Raha amin'ny fomba fijery ara-kolontsaina, tsy tokony mihitsy isika hanadino ny fombandrazana sy ny fanaontsika ...'Raha hainao izay niavianao, hainao ny làlan-kizoranao".

Miverina amin'ny Laoniny i Kenya

Ankehitriny, miray indray ireo mponin'i Nairobi, izay mpifahavalo sy nanahy momba ny fiaviany ara-poko teo aloha, mba hamely ny minisitry ny governemanta ao an-toerana noho ny fanovàna ny làlan'ireo fitateram-bahoaka sy ny fanerena ny olona handeha an-tongotra lavitra be.

Mihodidina ny lapam-panjakana Toniziana ny lahatsarin'ny zon'olombelona

GV Mpisolovava

Nosakanan'i Tonizia ny fidirana amin'ny habaka roa malaza amin'ny fifampizarana lahatsary, dia ny Youtube sy ny Dailymotion mba isorohana amin'ny fidiran'ny Toniziana mpiserasera tsy hijery votoatin-dahatsary manasongadina fijoroana vavolombelona avy amin'ny gadra politika sy ny mpikatroky ny zon'olombelona.

Ejipta: nolavina ny fitorian'ny mpitsara iray mangataka fandraràna tranonkala

GV Mpisolovava

Tsy naharesy tamin'ny fitoriana napetrany ilay mpitsara Abdel Fattah Mourad, izay nangataka ny fandraràna bilaogy sy tranonkala miisa 51 heverina fa manevateva ny fahamendrehan'ny fanjakana sy mandrahona ny tombontsoan'i Ejipta.

Nesorin'i Tonizia ny fandraràna ny YouTube sy Dailymotion, saingy…

GV Mpisolovava

Ny vaovao androany dia nesorin'i Tonizia ny fandraràna ireo tranonkala malaza fizarana lahatsary Youtube (Nakatona nanomboka ny 2 Novambra 2007) ary ny Dailymotion (Nakatona nanomboka tamin'ny 3 Septambra 2007).

Torolalana mibilaogy miafina anarana amin'ny WordPress sy Tor amin'ny teny Persiana

GV Mpisolovava

Efa misy amin'ny teny Persiana noho ny fandikan-teny nataon'ilay bilaogera Iraniana sady namana te-hijanona tsy hotononina anarana Ny torolalana mibilaogy miafina anarana amin'ny Wordpress sy Tor.

Tonizia: Nosamborina indray ilay mpanao gazety sady bilaogera Abdallah Zouari

GV Mpisolovava

Nosamborin'ireo polisy manao fanamiana sivily omaly, 15 Septambra 2009 tao an-tanàna atsimon'i Zarzis ilay bilaogera Toniziana sady gadra politika teo aloha Abdallah Zouari.

Nahazo loka avy amin'ny RSF & “Fondation de France” ilay bilaogera, Kareem Amer

GV Mpisolovava

Ilay bilaogera Ejiptiana nogadraina Kareem Nabeel Sulaiman no nahazo ny Loka momba ny Zon'Olombelona tamin'ny sokajy "Cyber-dissident" avy amin'ny Reporters Sans Frontières (RSF) sy ny "Fondation de France" tamin'ity taona 2007 ity:

Efa misy amin'ny teny Frantsay ankehitriny ny torolalana mibilaogy miafina anarana

GV Mpisolovava

Efa misy amin'ny teny Frantsay ankehitriny ny famahanam-bilaogy miafina anarana amin'ny Wordpress sy Tor noho ny dikanteny nataon'ilay bilaogera Toniziana, Malek Khadhraoui, ary misahirana izahay manao fandikan-teny ho amin'ny fiteny hafa.

Blog for a Cause!: Torolalan'ny Global Voices amin'ny bilaogy fanandrata-teny

GV Mpisolovava

Faly ny Global Voices Advocacy manambara momba ireo boky fianarana maromaro nomanina izay mifantoka amin'ny lohahevitra fialàna amin'ny fanivànana ny aterineto, mibilaogy miafina anarana ary fampiasana mahomby ny fitaovana aterineto amin'ny fanentanana ho an'ny fiovàna ara-tsosialy sy ara-politika.