09 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 09 Janoary 2019

Yemen: Sivana tamin'ireo tranonkalam-baovaon'ny mpanohitra roa

GV Mpisolovava  09 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanakana ny fidirana amin'ny tranonkalam-baovaon'ny mpanohitra miisa roa (www.al-shoura.net sy www.aleshteraki.net) ny Minisiteran'ny Fifandraisandavitra ao Yemen noho ny tatitra momba ny toe-draharahan'ny mahaolona sy ny ady ifanaovan'ny tafika sy mpikomy Shiita any amin'ny faritany avaratr'i Sa'ada. Araka ny voalazan'ireo mpiasan'ny...

Ejipta: Ady misokatra ho an'ny bilaogera

GV Mpisolovava  09 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Nanomboka tany Ejipta ny ady amin'ireo bilaogera ary mitondra fizaran-tantara vaovao ny isa-maraina izany” hoy i Nora Younis tao amin'ny bilaoginy. Nanome rohy mankany amin'ny hafatra fanairana SMS/Twitter izay nalefan'ilay bilaogera Amr Gharbeia tany aminy i Nora: “Nampanantsoin'ny mpampanoa lalàna...