Ejipta: Ady misokatra ho an'ny bilaogera

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanomboka tany Ejipta ny ady amin'ireo bilaogera ary mitondra fizaran-tantara vaovao ny isa-maraina izany” hoy i Nora Younis tao amin'ny bilaoginy. Nanome rohy mankany amin'ny hafatra fanairana SMS/Twitter izay nalefan'ilay bilaogera Amr Gharbeia tany aminy i Nora: “Nampanantsoin'ny mpampanoa lalàna aho amin'ny alakamisy hoavy any amin'ny birao fanadihadiana any Kairo Avaratra“.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.